jean aimé

Manaoana!!j'espere que vous passerez du bon temps en visitant ce blog.





[
s]Andrasako Foana anao 1er couplet
: An an chérie éé An an chérie kô Efa ela izay éé Miarahantsika mama Efa mano koa maman Y zaka hita mamako ôo^ Nifamdimby tao Ny tsara sy ny rasty mamany Zaho noheky ma cherie Tsy mba mampirafy zaho Tsy tiako mampiady Aiko tsara be Anao efa tia hanambady mamany éé Zaho noheky ma cheri Fa sahirana mitady mamako Tsy malaina angala anao tsaiky ity Sangy zaho ma tsaiky ity Fo tsy misy ny atao mamany ééé ha ! Ka malahelo azo asiana tomany izy io tiako ô Fa any indray any Ho tanteraka ihany asana ny vadiana tadavinao
2nd couplet (2fois) Zaho tsy kivy Fa mbola manantena anao cherie Zaho tsy reraka Fa vonona miandry foana ety
Refrain: (2fois) Andrasako foana anao cherie Andrasako foana anao ôô Miandry anao fo zaho cheri Miandry anao fo zaho ôô Andrasako foana anao cherie Andrasako ko
3e couplet: (2fois) Akahitriny ko cheri izao sy anao mamany éé dia voatery tsy maintsy mifandao havako ôô Vadiana io mama Tsy vita moramora tsaikity Ka aleo aloa Zaho mitady vola mena Ko vola misy Zaka jiaby mandeha ho azy hoa tiako ôô Hiroso mora @ mariazy tadiavinso cherie
4e Couplet : (2 fois) Tsy manino ndraiky Raha mbola andeha hitady ianao cherie Leferiko hiany Na dia ngoma mafy zahoaty
5em couplet: (2fois) Mitadiava vola anao cherie Mitadiava vola anao ôô Tsy manino ndrky zeny cherie Andrasako foana anao ôô Mitadiava vola anao cherie Mitadiava é 6em couplet �?é doda Cherie Aza malahelo cherie fa Izay maharita dia vadiny andriana Madiny mijika mahazo fanary alanara Fa raha samby mbala velona ho tanteraka ihany Ok éé. Refrain: (3fois)




Lache ton adresse msn ici

# Posté le mardi 20 février 2007 02:57

Modifié le vendredi 13 juillet 2007 10:24

slow gasy

tiko
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 14 octobre 2009 17:18

GASIKARA!!!!

Efa ho folo taona no nandaozako anao re ry taniko
Taona maro tsy nijereko tsy niheverako afa-tsy ny amiko
Ka mirongatra tao anaty ny alahelo
Ka mila tsy ho tantiko
GASIKARA malala tany tsy manam-paharoa

Tsy azo eritreretina ny lanjan'ny hery ao anatinao
Tany mamy tsy mety hadino sy tsy foy na dia lavitra aza ianao
Ilay Ray izay ao ambony be fitia no hitsinjo ny lalanao
Hampiray sy hampitambatra antsika izy

GASIKARA O ! GASIKARAKO
Tany nihaviako ianao ka tsy maintsy tiaviko
Na lavitra aza anefa ny elanelan'ny any sy ny aty
Antenaiko fa mbola hihaona ihany isika e !

Ianao dia tany tiako
Tena tiako ka tsy hatakaloko
Harenako sarobidy ary ahitako ireo havako
Ianao no nipoirako ary hilevenako ihany koa
GASIKARA malala tany tsy manampaharoa

Tsy azo eritreretina....

GASIKARA O !....
RadioVazoGasy
Tadiavo ao amin'ny RVG
Mpihira
telofangady


Hampiditra sary
Momba ny hira
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 20/08/2002 12:21
Mpamaky : 768
Tondrom-peo gitara
Hampiditra tondrom-peo

# Posté le vendredi 19 septembre 2008 15:57

Modifié le jeudi 15 octobre 2009 04:49